auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-29 08:28:15 +08:00 committed by root
parent 54e2fdac35
commit f3f131e0f4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa tonga teigny ampita sy takeo amin'ny tanànan'ny Gadarenesa Jesôsy,de nisy leilà rôy ze nafatotry ny demonia nifanena Taminazy.Zareo reo de nivôka avy aigny ami'reo fasagna ary tena nahery setra, no zany de tsisy mpandeha afaka nandalo zany làlana zany. Indro,nikika mafy zareo ary nagnano hoe: "Moa mpifaninona akory zahay sy Ianao, ry Zanak'Andrimanitra? Tonga aketo va Ianao hampatahotrra an
Rafa tonga teigny ampita sy takeo amin'ny tanànan'ny Gadarenesa Jesôsy,de nisy leilà rôy ze nafatotry ny demonia nifanena Taminazy.Zareo reo de nivôka avy aigny ami'reo fasagna ary tena nahery setra, no zany de tsisy mpandeha afaka nandalo zany làlana zany. Indro,nikika mafy zareo ary nagnano hoe: "Moa mpifaninona akory zahay sy Ianao, ry Zanak'Andrimanitra? Tonga aketo va Ianao hampatahotrra an'na