auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-24 06:15:28 +08:00 committed by root
parent 14a4c0b614
commit f33519ee09
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Rafa mivavaka nareo, aza magnano ôtran'ny mpetsaravelatsy, fa zareo te mijoro sy mivavaka akeo amin'ny synagoga sy akeo amoron-dalana, ka mba mety ho itan'ny ôla. Lazaiko marina aminareo, fa zareo de efa nandray ny valisoany. \v 6 Fa anareo, rafa mivavaka, midira akaeo amin'ny efa-tragnonareo. Hidio ny varavaragna, de mivava amin'ny mangingina. Avy akeo ny Rainareo ze maita akao amin'ny mangingina no hamaly soa anareo. \v 7 Rafa mivavaka nareo, aza magnano teny betsaka tsy misy ilàgna azy ôtran'ny ataon'ny Jentilisa, ny amin'ny fiheverany fa ho regny zareo nony teny betsaka ze ataony.
\v 5 Rafa mivavaka nareo, aza magnano ôtran'ny mpetsaravelatsy, fa zareo te mijoro sy mivavaka akeo amin'ny synagoga sy akeo amoron-dalana, ka mba mety ho itan'ny ôla. Lazaiko marina aminareo, fa zareo de efa nandray ny valisoany. \v 6 Fa nareo, rafa mivavaka, midira akao amin'ny efa-tragnonareo. Hidio ny varavaragna, de mivava amin'ny mangingina. Avy akeo ny Rainareo ze maita akao amin'ny mangingina no hamaly soa anareo. \v 7 Rafa mivavaka nareo, aza magnano teny betsaka tsy misy ilàgna azy ôtran'ny ataon'ny Jentilisa, ny amin'ny fiheverany fa ho regny zareo nony teny betsaka ze ataony.