From f103040a28a3522baf4052906981def8f7406b5f Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Sat, 21 Mar 2020 07:15:19 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 23/34.txt | 2 +- 23/37.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 23/37.txt diff --git a/23/34.txt b/23/34.txt index aff53d6f..25a918fd 100644 --- a/23/34.txt +++ b/23/34.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany, indro, maniraka mpaminagny sy ôlo-kendry ary mpanora-dalàna ho an'nareo Za. Ny sasagny amin-jareo de ho vononareo, sy hombonareo; ary ny sasagny ho tarônareo akao amin'ny synagoganareo ary handrôka an'azy hiala akao an-tanàna. Ny vokatr'zany de hanody an'nareo ny rà marina daôly ze nalatsaka taketo an-tany, nanomboka tamin'ny ràn'i Abela marina, ka hatramin'ny ràn'i Zakaria zanak'i Bara \ No newline at end of file +Noho zany, indro, maniraka mpaminagny sy ôlo-kendry ary mpanora-dalàna ho an'nareo Za. Ny sasagny amin-jareo de ho vononareo, sy hombonareo; ary ny sasagny ho tarônareo akao amin'ny synagoganareo ary handrôka an'azy hiala akao an-tanàna. Ny vokatr'zany de hanody an'nareo ny rà marina daôly ze nalatsaka taketo an-tany, nanomboka tamin'ny ràn'i Abela marina, ka hatramin'ny ràn'i Zakaria zanak'i Barakia, ze novononareo takeo agnelagnelan'ny fitôrana masina sy ny Alitara. Lazaiko marina aminareo, fa ny ra daôly de ho tonga am'ty taranaka ty. \ No newline at end of file diff --git a/23/37.txt b/23/37.txt new file mode 100644 index 00000000..bf30b22d --- /dev/null +++ b/23/37.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ry Jerosalema, ry Jerosalema \ No newline at end of file