auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-03 18:20:00 +03:00 committed by root
parent d28ceb3d89
commit ef70668ecf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 28 \v 29 \v 30 \v 31 Aza matatra an'reo ze mamony ny vatana kanefa tsy afaka mamono ny fagnahy. Fa kosa, matahôra an'ze afaka mamôtika ny fagnahy sy ny vatana aigny amin'ny helo. Tsy vola madinika kely ma no hamarotana fody roa? Fa tsy mbôla misy na raika amin'jareo aza potraka amin'ny tany rafa tsisy ny fahalalan'ny Rainareo. Fa na ny vôlon-dônareo aza voaisa daôly. Aza matatra. Manan-danja bebe kokoa noho ny fody maro anareo.
\v 29 Aza matatra an'reo ze mamony ny vatana kanefa tsy afaka mamono ny fagnahy. Fa kosa, matahôra an'ze afaka mamôtika ny fagnahy sy ny vatana aigny amin'ny helo.\v 28 Tsy vola madinika kely ma no hamarotana fody roa? Fa tsy mbôla misy na raika amin'jareo aza potraka amin'ny tany rafa tsisy ny fahalalan'ny Rainareo.\v 30 Fa na ny vôlon-dônareo aza voaisa daôly. \v 31 Aza matatra. Manan-danja bebe kokoa noho ny fody maro anareo.