auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-18 20:50:35 +08:00 committed by root
parent e720609601
commit eee5446fcb
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ra nipetraka teo an-tanetin'Oliva Izy, de nagnantona an'Azy mangingina reo mpianatra ary nitaré hoe: "Lazao aminay, vena reo ra daôly reo no hitranga? Inona no famantarana amin'ny fatongavanao sy ny fara-andro?" Namaly Jesosy ary nikoragna tamin-jareo hoe: "Mitandrema mbô tsisy hamitaka an'nareo. Fa maro ny oavy amin'ny agnarako. Ary hitaré zareo hoe: "Za no kristy, ary maro no ho vôfitaka
Ra nipetraka teo an-tanetin'Oliva Izy, de nagnantona an'Azy mangingina reo mpianatra ary nitaré hoe: "Lazao aminay, vena reo ra daôly reo no hitranga? Inona no famantarana amin'ny fatongavanao sy ny fara-andro?" Namaly Jesosy ary nikoragna tamin-jareo hoe: "Mitandrema mbô tsisy hamitaka an'nareo. Fa maro ny oavy amin'ny agnarako. Ary hitaré zareo hoe: "Za no kristy, ary maro no ho vôfitaka.

1
24/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Hareigny ady sy