auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-06 08:38:26 +08:00 committed by root
parent 439589366d
commit eafdb941aa
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 48 \v 49 \v 50 Teo no eo de nihazakazaka ny raika tamin'jareo ary naka spaonjy, namonto zany tamin'ny vinaingitra, nametraka izeigny tamin'ny tohitohina bararata, ary nagnome izeigny Azy mba ho sotroina Ny sasagny tamin'jareo niteny hoe: "Avelao Izy Hitantsika eo raha ho tonga hamonjy an'Azy Elia" De nihiaka tamin'ny feo mafy indray Jesosy ary nanolotra ny fanany
\v 50 T\v 48 eo no eo de nihazakazaka ny raika tamin'jareo ary naka spaonjy, namonto zany tamin'ny vinaingitra, nametraka izeigny tamin'ny tohitohina bararata, ary nagnome izeigny Azy mba ho sotroina \v 49 Ny sasagny tamin'jareo niteny hoe: "Avelao Izy Hitantsika eo raha ho tonga hamonjy an'Azy Elia" De nihiaka tamin'ny feo mafy indray Jesosy ary nanolotra ny fanany

View File

@ -1 +1 @@
Indro, ny lamban'ny tempoly nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany, ary nihorohoro ny tany, ary vaky nisasaka reo vatolampy Nisokatra reo fasana, ary ny fatin'reo olon'Andriamanitra maro ze nodimandry de natsangana Izy reo de nivoka avy tao amin'ny fasana taorian'ny fitsanganany tamin'ny maty, niditra ny tanana masina, ary niseo tamin'ny maro
\v 51 \v 52 \v 53 Indro, ny lamban'ny tempoly nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany, ary nihorohoro ny tany, ary vaky nisasaka reo vatolampy Nisokatra reo fasana, ary ny fatin'reo olon'Andriamanitra maro ze nodimandry de natsangana Izy reo de nivoka avy tao amin'ny fasana taorian'ny fitsanganany tamin'ny maty, niditra ny tanana masina, ary niseo tamin'ny maro