diff --git a/24/09.txt b/24/09.txt index b2036b9b..f4ce83db 100644 --- a/24/09.txt +++ b/24/09.txt @@ -1 +1 @@ -Ka ho atolotr'i zareo ho amin'ny fahoriana anareo ary ho vonony, ho alan'ny firenena daôly anareo nohon'ny Agnarako. Ary maro no ho tafitoina, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. Mpamignany sandoka maro no hitsangana mbô hamitaka ny marox \ No newline at end of file +Ka ho atolotr'i zareo ho amin'ny fahoriana anareo ary ho vonony, ho alan'ny firenena daôly anareo nohon'ny Agnarako. Ary maro no ho tafitoina, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. Mpamignany sandoka maro no hitsangana mbô hamitaka ny maro. \ No newline at end of file diff --git a/24/12.txt b/24/12.txt new file mode 100644 index 00000000..a8754278 --- /dev/null +++ b/24/12.txt @@ -0,0 +1 @@ +Satria ny faharatsena de hitombo, ary hia-mangatseka ny fitiavan'ny maro. Fa le raika ze miaritra hatramin'ny farany de ho vôvonjy. 'Ty filazantsaran'ny fanjakana 'ty de ho toriana erak'zao tontolo zao ho vavolombelona amin'ny firenena daôly. Avy akeo de ho tonga ny farany. \ No newline at end of file diff --git a/24/15.txt b/24/15.txt new file mode 100644 index 00000000..87c93a04 --- /dev/null +++ b/24/15.txt @@ -0,0 +1 @@ +Noho zany, \ No newline at end of file