auto save
This commit is contained in:
parent
d3b7a715de
commit
e81deaca55
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Kanefa rafa nareigny zany fahagagana zany reo Fariseo, de ozy zareo hoe: "Io leila io de tsy mamôka demonia raha-tsy amin'ny alalan'i Belzeboba, lehiben'ny demonia." Kanefa fantatr'i Jesosy ny eri
|
||||
Kanefa rafa nareigny zany fahagagana zany reo Fariseo, de ozy zareo hoe: "Io leila io de tsy mamôka demonia raha-tsy amin'ny alalan'i Belzeboba, lehiben'ny demonia." Kanefa fantatr'i Jesosy ny eritreritr'jareo ka nieny an'jareo izy hoe: "Ny fanjakana daôly miady an-trano de tsy haharitra, ary ny tanàna na trano daôly miady an-trano de ho rava.
|
Loading…
Reference in New Issue