auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-28 07:15:37 +03:00 committed by root
parent f37fa7bee2
commit e662a2caae
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 \v 25 \v 26 Naneho fagnoharana raika hafa tamin-jareo Jesosy. Ozy hoe: "Ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny leila raika ze namafy voa tsara takao an-tanimboliny. Fa raha natory igny ny ôla, de tonga ny favalony ary namafy vôn'ahidratsy iany kô takao am'reo vary ary nande. Rafa nitsimoka reo vary ary avy akeo namokatra reo voany, de nipoitra iany kô reo vôn'ahidratsy.
\v 24 Naregny fagnoharana raika hafa tamin-jareo Jesosy. Ozy hoe: "Ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny leila raika ze namafy voa tsara takao an-tanimboliny. \v 25 Fa raha natory igny ny ôla, de tonga ny favalony ary namafy vôn'ahidratsy iany kô takao am'reo vary ary nande. \v 26 Rafa nitsimoka reo vary ary avy akeo namokatra reo voany, de nipoitra iany kô reo vôn'ahidratsy.