auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-24 12:26:54 +08:00 committed by root
parent 9e008783a8
commit e160fac1d5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 47 Raha mbola nitare Izy, de tonga Jodasy raika tamin'reo roa ambefolo là. Nisy vahôka betsaka tonga niaraka taminy avy amin'ny leiben'ny mpisorogna syy reo loholona. Tonga niaraka tamin'ny hantsy be sy sabô zareo.\v 48 Ary nagnome famantarana an'azy reo le leila hamadika an'i Jesosy, magnano hoe: "Ze horoko no Izy. Sambory Izy."
\v 47 Raha mbola nitare Izy, de tonga Jodasy raika tam-reo roa mbefolo là. Nisy vahôka betsaka tonga niaraka taminy avy amin'ny leiben'ny mpisorogna syy reo loholona. Tonga niaraka tamin'ny hantsy be sy sabô zareo.\v 48 Ary nagnome famantarana an'azy reo le leila hamadika an'i Jesosy, magnano hoe: "Ze horoko no Izy. Sambory Izy."