auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-09 15:02:40 +08:00 committed by root
parent 70ef9d773f
commit e14bdbd301
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avt akeo nisy akizy madinika sasatsasagny ndesigny teo aminy mba hametrany tagnana amin'jareo ka hivavaka, fa nitareo mafy an'azy reo mpianatra. Fa ozy Jesosy hoe: "Avelao ny akizy madinika, ary aza raragna izy reo hagnatona Any, satria ny fanjakkan'ny lanitra de an'ny toy an'azy reo." Napetrany teo amin'reo akizy ny
Avt akeo nisy akizy madinika sasatsasagny ndesigny teo aminy mba hametrany tagnana amin'jareo ka hivavaka, fa nitareo mafy an'azy reo mpianatra. Fa ozy Jesosy hoe: "Avelao ny akizy madinika, ary aza raragna izy reo hagnatona Any, satria ny fanjakkan'ny lanitra de an'ny toy an'azy reo." Napetrany teo amin'reo akizy ny tanany, ary avy akeo niala teo Izy.