@ -1 +1 @@
Ino no eritreritrareo?
Ino no eritreritrareo? Ra misy magnana ondry zato, ka mankaigny amin'ny lalan-diso ny raika amin-jareo, de tsy handao ny sivy amby sivifolo akeo amin'ny tanety va izy ary ande hikaraka le raika ze nankaigny amin'ny lalan-diso? Ra hitany zany