auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-06 07:47:52 +08:00 committed by root
parent 2399630732
commit dd033a4467
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa mivavaka anareo, aza magnano ôtran'ny mpetsaravelatsy, fa zereo te mijoro sy mivavaka akeo amin'ny synagoga sy akeo amoron-dalana, ka mba mety ho itan'ny ôla. Lazaiko marina aminareo, fa zareo de efa nandray ny valisoany. Fa anareo, rafa mivavaka, midira akaeo amin'ny efa-tragnonareo. Hidio ny varavaragna, de mivava amin'ny mangingina. Avy akeo ny Rainareo ze maita akao amin'ny mangingina no hamaly soa anareo. Rafa mivavaka nareo, aza magnano teny betsaka tsy misy ilàgna azy ôtran'ny ataon'ny Jentilisa, ny amin'ny fiheverany fa ho regny zareo nony teny betsaka ze ataony.
\v 5 \v 6 \v 7 Rafa mivavaka anareo, aza magnano ôtran'ny mpetsaravelatsy, fa zereo te mijoro sy mivavaka akeo amin'ny synagoga sy akeo amoron-dalana, ka mba mety ho itan'ny ôla. Lazaiko marina aminareo, fa zareo de efa nandray ny valisoany. Fa anareo, rafa mivavaka, midira akaeo amin'ny efa-tragnonareo. Hidio ny varavaragna, de mivava amin'ny mangingina. Avy akeo ny Rainareo ze maita akao amin'ny mangingina no hamaly soa anareo. Rafa mivavaka nareo, aza magnano teny betsaka tsy misy ilàgna azy ôtran'ny ataon'ny Jentilisa, ny amin'ny fiheverany fa ho regny zareo nony teny betsaka ze ataony.

View File

@ -1 +1 @@
No zany, aza magnano ôtran'ny zareo, fa ny Rainareo de efa mafantatra reo ra ze ilainareo melôn'ny angatanareo Aminy. No zany mivava ôtran'zao hoe: "Raianay ze akaigny an-dagnitra, ho hamasinina ane ny agnaranao. Ho tonga ane ny fanjakanao. Hatao ane ny sitraponao ety an-tany ôtran'ny akaigny an-daagnitra.
\v 8 \v 9 \v 10 No zany, aza magnano ôtran'ny zareo, fa ny Rainareo de efa mafantatra reo ra ze ilainareo melôn'ny angatanareo Aminy. No zany mivava ôtran'zao hoe: "Raianay ze akaigny an-dagnitra, ho hamasinina ane ny agnaranao. Ho tonga ane ny fanjakanao. Hatao ane ny sitraponao ety an-tany ôtran'ny akaigny an-daagnitra.

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa raha mamela ny hadisoan'ny ôla