auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-14 13:51:58 +08:00 committed by root
parent 26810980dc
commit dc85f961a7
10 changed files with 10 additions and 10 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'ny nahateran'i Jesosy takao Betleheman'i Jodia tamin'ny andron'i Heroda mpanjaka, de tonga takao Jerosalema reo leila magnam-palalana avy aigny atsinana nitare hoe: "Aiza Izy ze teraka ho Mpanjakan'ny Jiosy? Naita ny Kintany avy eigny atsinanana zahay ary tonga mba hidera an'azy." Rafa naregny zany i Heroda mpanjaka, de nihorohoro izy, sy i Jerosalema magnontolo niaraka taminy.
\v 1 \v 2 \v 3 Tafaran'ny nahateran'i Jesosy takao Betleheman'i Jodia tamin'ny andron'i Heroda mpanjaka, de tonga takao Jerosalema reo leila magnam-palalana avy aigny atsinana nitare hoe: "Aiza Izy ze teraka ho Mpanjakan'ny Jiosy? Naita ny Kintany avy eigny atsinanana zahay ary tonga mba hidera an'azy." Rafa naregny zany i Heroda mpanjaka, de nihorohoro izy, sy i Jerosalema magnontolo niaraka taminy.

View File

@ -1 +1 @@
Nindesin'i Heroda niaraka ny lôn'ny mpisorogna daôly sy ny mpanora-dalànan'ny ôla, ary nagnotany an'azy reo izy hoe: "Aiza no hateran'i Kristy?" Nitare taminy izy reo hoe: "Akao Betleheman'i Jodia, fa zao no vôsoratry ny mpaminagny hoe: Fa enao, Betlehema, aigny amin'ny tanin'ny Joda, de tsy kely indrindra amin'reo mpitondran'i Joda, fa avy aminao no hatongavan'ny mpananpaka ze hiandry ny ôloko Israely."
\v 4 \v 5 \v 6 Nindesin'i Heroda niaraka ny lôn'ny mpisorogna daôly sy ny mpanora-dalànan'ny ôla, ary nagnotany an'azy reo izy hoe: "Aiza no hateran'i Kristy?" Nitare taminy izy reo hoe: "Akao Betleheman'i Jodia, fa zao no vôsoratry ny mpaminagny hoe: Fa enao, Betlehema, aigny amin'ny tanin'ny Joda, de tsy kely indrindra amin'reo mpitondran'i Joda, fa avy aminao no hatongavan'ny mpananpaka ze hiandry ny ôloko Israely."

View File

@ -1 +1 @@
Ary nagnantso mangingina reo leila manam-palalana i Heroda mba hagnotany an'jareo mazava tsara ny fotôna nibôgnan'le kintana Nalefany taigny Betlehema izy reo, magnano hoe: "Mandeana ary fotory tsara ny amin'le zaza. Rafa hitanareo izy, de taravo za, mba afako mankegny iany kô ka hidera an'azy."
\v 7 \v 8 Ary nagnantso mangingina reo leila manam-palalana i Heroda mba hagnotany an'jareo mazava tsara ny fotôna nibôgnan'le kintana Nalefany taigny Betlehema izy reo, magnano hoe: "Mandeana ary fotory tsara ny amin'le zaza. Rafa hitanareo izy, de taravo za, mba afako mankegny iany kô ka hidera an'azy."

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'ny nandregnesan'jareo ny mpanjaka, de nande tamin'ny lalany izy reo, ary ny kintana ze hitan'jareo teigny atsinanana no nialô an'azy reo mandra-pijanony takeo ambonin'ny tôrana nisy le zaza. Rafa natazagna ny kintana zareo, de nifaly sy nibitaka lôtra.
\v 9 \v 10 Tafaran'ny nandregnesan'jareo ny mpanjaka, de nande tamin'ny lalany izy reo, ary ny kintana ze hitan'jareo teigny atsinanana no nialô an'azy reo mandra-pijanony takeo ambonin'ny tôrana nisy le zaza. Rafa natazagna ny kintana zareo, de nifaly sy nibitaka lôtra.

View File

@ -1 +1 @@
Niditra takao amin'le trano zareo ary naita ny zaza niaraka tamin'i Maria reniny. Nekoka sy nidera an'azy zareo. Nagnokatra ny fitoeran-kareny zareo ary nanolotra fagnomezana volamena, dintin-kazo magnitra, ary miora ho an'azy. Nampitandrina an'azy reo tamin'ny nofy Andriamanitra mba tsy hiverigna aigny amin'i Heroda, ka lalana hafa no nandehan'jareo namonjy ny fireneny avy.
\v 11 \v 12 Niditra takao amin'le trano zareo ary naita ny zaza niaraka tamin'i Maria reniny. Nekoka sy nidera an'azy zareo. Nagnokatra ny fitoeran-kareny zareo ary nanolotra fagnomezana volamena, dintin-kazo magnitra, ary miora ho an'azy. Nampitandrina an'azy reo tamin'ny nofy Andriamanitra mba tsy hiverigna aigny amin'i Heroda, ka lalana hafa no nandehan'jareo namonjy ny fireneny avy.

View File

@ -1 +1 @@
Rafa lasa zareo, de nisy anjelin'ny Tompo nibôgna tamin'i Josefa tamin'ny alalan'ny nofy ary nitare hoe: "Mifoaza, ndeso ny zaza sy ny reniny, ary milefasa aigny Egypta. Mipetra aigny mandra-pilazako aminao, fa i Heroda de mitady le zaza mba hamonoana an'azy." Ny alin'iny Josefa de nifô ary nitondra ny zaza sy ny reniny ka nankegy Egypta. Nipetra taigny izy mandra-pafatin'i Heroda. Zany de nanantateraka ze nambaran'ny Tompo tamin'ny alalan'ny mpaminagny hoe: "Nantoiko hiala taigny Egypta ny zanako."
\v 13 \v 14 \v 15 Rafa lasa zareo, de nisy anjelin'ny Tompo nibôgna tamin'i Josefa tamin'ny alalan'ny nofy ary nitare hoe: "Mifoaza, ndeso ny zaza sy ny reniny, ary milefasa aigny Egypta. Mipetra aigny mandra-pilazako aminao, fa i Heroda de mitady le zaza mba hamonoana an'azy." Ny alin'iny Josefa de nifô ary nitondra ny zaza sy ny reniny ka nankegy Egypta. Nipetra taigny izy mandra-pafatin'i Heroda. Zany de nanantateraka ze nambaran'ny Tompo tamin'ny alalan'ny mpaminagny hoe: "Nantoiko hiala taigny Egypta ny zanako."

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo de tanteraka ny teny ze notenenina tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminagny hoe: "Nisy feo regny takao Rama, fitomagnena sy fisaonam-be, mitomany nony amin'ny zanany i Rahely, ary tsy nagneky ny ho ampanginina izy, satria efa lasana izy reo."
\v 17 \v 18 Avy akeo de tanteraka ny teny ze notenenina tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminagny hoe: "Nisy feo regny takao Rama, fitomagnena sy fisaonam-be, mitomany nony amin'ny zanany i Rahely, ary tsy nagneky ny ho ampanginina izy, satria efa lasana izy reo."

View File

@ -1 +1 @@
Rafa maty i Heroda, indro, nisy anjelin'ny Tompo nibôgna tamin'ny Josefa taigny Egypta tamin'ny nofy ary nitare hoe: "Mifoaza ary ndeso ny zaza sy ny reniny ka mandeana aigny amin'ny tanin'Israely, fa efa maty reo ze nifofo ny aign'ny zaza." Nifô Josefa, ndesiny ny zaza sy ny reniny, ary nande taigny amin'ny tanin'Israely.
\v 19 \v 20 \v 21 Rafa maty i Heroda, indro, nisy anjelin'ny Tompo nibôgna tamin'ny Josefa taigny Egypta tamin'ny nofy ary nitare hoe: "Mifoaza ary ndeso ny zaza sy ny reniny ka mandeana aigny amin'ny tanin'Israely, fa efa maty reo ze nifofo ny aign'ny zaza." Nifô Josefa, ndesiny ny zaza sy ny reniny, ary nande taigny amin'ny tanin'Israely.

View File

@ -1 +1 @@
Fa rafa reigny fa i Arkelaosy no nanjaka taigny Jodia namdimby an'i Heroda rainy, de nataotra ny ho aigny izy. Tafaran'ny nampitandreman'Andriamanitra an'azy tamin'ny nofy, de nifindra nankeigny amin'ny faritr'i Galilia izy ka nande ary nipetraka takao amin'ny tanàna antsoina hoe Nazareta. Zany de natanteraka ze vôlaza tamin'ny alalan'reo mpaminagny hoe: "Nazarena no agnantsona an'azy."
\v 22 \v 23 Fa rafa reigny fa i Arkelaosy no nanjaka taigny Jodia namdimby an'i Heroda rainy, de nataotra ny ho aigny izy. Tafaran'ny nampitandreman'Andriamanitra an'azy tamin'ny nofy, de nifindra nankeigny amin'ny faritr'i Galilia izy ka nande ary nipetraka takao amin'ny tanàna antsoina hoe Nazareta. Zany de natanteraka ze vôlaza tamin'ny alalan'reo mpaminagny hoe: "Nazarena no agnantsona an'azy."

View File

@ -1 +1 @@
{"project":{"id":"mat","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Sihanaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt-x-sihanaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MAD010"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["08-title","18-title","28-01","11-title","17-title","27-title","27-03","27-09","27-11","27-15","27-23","27-32","27-35","27-45","27-59","19-title","27-06","27-17","27-25","27-27","27-30","27-38","27-41","27-48","27-51","27-54","27-57","27-62","27-65","09-title","27-01","27-20","27-43","01-01","01-04","01-07","01-09","01-12","01-15","01-18","01-20","01-24","07-01","07-06","07-07","07-11","07-13","07-15","07-18","07-21","07-24","07-26","07-28","08-01","08-04","08-05","08-08","08-11","08-14","08-18","08-21","08-26","08-28","08-30","08-33","09-01","09-14","09-16","09-17","09-18","09-20","09-23","09-25","09-27","09-29","09-32","09-35","11-01","11-04","11-07","11-09","11-11","11-16","11-18","11-20","11-23","11-25","11-28","17-01","17-03","17-24","17-26","18-01","18-04","18-09","18-10","18-12","18-15","18-17","18-18","18-21","18-23","18-26","18-28","18-30","18-32","18-34","19-01","19-03","19-05","19-07","19-10","19-13","19-16","19-18","19-20","19-23","19-25","19-28","19-29","21-01","21-04","21-06","21-09","21-12","21-15","21-18","21-20","21-23","21-25","21-28","21-31","21-33","21-35","21-38","21-40","21-42","21-43","21-45","28-03","28-05","28-08","28-11","28-14","28-16","28-18","05-17","05-21","05-23","05-27","05-36","05-38","05-40","01-22","07-03","11-13","05-01","05-05","05-09","05-11","05-13","05-25","05-15","05-19","05-29","05-31","05-33","05-43","05-46","17-05","17-09","17-11","17-14","17-17","17-19","17-22","08-16","08-23","09-03","09-07","09-10","09-12","09-37","25-title","25-01","25-05","25-07","25-10","25-14","25-17","25-19","25-22","25-24","25-26","28-20","15-title","15-01","15-04","15-07","15-10","15-12","15-15","15-18","15-21","15-24","15-27","15-29","15-32","15-36"]}
{"project":{"id":"mat","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Sihanaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt-x-sihanaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MAD010"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["08-title","18-title","28-01","11-title","17-title","27-title","27-03","27-09","27-11","27-15","27-23","27-32","27-35","27-45","27-59","19-title","27-06","27-17","27-25","27-27","27-30","27-38","27-41","27-48","27-51","27-54","27-57","27-62","27-65","09-title","27-01","27-20","27-43","01-01","01-04","01-07","01-09","01-12","01-15","01-18","01-20","01-24","07-01","07-06","07-07","07-11","07-13","07-15","07-18","07-21","07-24","07-26","07-28","08-01","08-04","08-05","08-08","08-11","08-14","08-18","08-21","08-26","08-28","08-30","08-33","09-01","09-14","09-16","09-17","09-18","09-20","09-23","09-25","09-27","09-29","09-32","09-35","11-01","11-04","11-07","11-09","11-11","11-16","11-18","11-20","11-23","11-25","11-28","17-01","17-03","17-24","17-26","18-01","18-04","18-09","18-10","18-12","18-15","18-17","18-18","18-21","18-23","18-26","18-28","18-30","18-32","18-34","19-01","19-03","19-05","19-07","19-10","19-13","19-16","19-18","19-20","19-23","19-25","19-28","19-29","21-01","21-04","21-06","21-09","21-12","21-15","21-18","21-20","21-23","21-25","21-28","21-31","21-33","21-35","21-38","21-40","21-42","21-43","21-45","28-03","28-05","28-08","28-11","28-14","28-16","28-18","05-17","05-21","05-23","05-27","05-36","05-38","05-40","01-22","07-03","11-13","05-01","05-05","05-09","05-11","05-13","05-25","05-15","05-19","05-29","05-31","05-33","05-43","05-46","17-05","17-09","17-11","17-14","17-17","17-19","17-22","08-16","08-23","09-03","09-07","09-10","09-12","09-37","25-title","25-01","25-05","25-07","25-10","25-14","25-17","25-19","25-22","25-24","25-26","28-20","15-title","15-01","15-04","15-07","15-10","15-12","15-15","15-18","15-21","15-24","15-27","15-29","15-32","15-36","02-title"]}