auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-27 07:30:33 +03:00 committed by root
parent dde166eb6f
commit dc25df1a1c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Avy akeo Jesosy avy taigny Galilia ka tonga takeo amin'ny reniranon'i Jordaba mbô hataon'i Jaona batisa. Nefa i Jaona de niezaka nanakana an'Azy, magnano hoe: "Za no tokony ataonao batisa, nefa Anao ndre ma no magnantogna anà?" Jesosy namaly ary niteny tamin'azy hoe: "Ekeo zany am'zao fotôna zao, fa zao no manjary amintsika hahatanteraka ny fahamarinana daôly." Avy akeo Jaona naneky an'Azy.
\v 13 Avy akeo Jesosy avy taigny Galilia ka tonga takeo amin'ny reniranon'i Jordaba mbô hataon'i Jaona batisa.\v 14 Nefa i Jaona de niezaka nanakana an'Azy, magnano hoe: "Za no tokony ataonao batisa, nefa Anao ndre ma no magnantogna anà?" \v 15 Jesosy namaly ary niteny tamin'azy hoe: "Ekeo zany am'zao fotôna zao, fa zao no manjary amintsika hahatanteraka ny fahamarinana daôly." Avy akeo Jaona naneky an'Azy.