From dc0b49cd9f13d1ff737e69c0425e2a554cc17b77 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Wed, 26 Feb 2020 20:22:13 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 10/21.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/10/21.txt b/10/21.txt index a19eab84..18d0da64 100644 --- a/10/21.txt +++ b/10/21.txt @@ -1 +1 @@ -Ny rahala de hanolotra ny rahala amin'ny fahafatesana, ary ny ray de ny zanagny. Ny zanaka de hitsangana hanohitra ny ray aman-dreniny ka hahatonga ny fahafatesan-jareo. Ho halan'ny ôla daôly anareo nohon'ny amin'y agnarako. Fa na iza na iza miharitra hatramin'ny farany, de ho voavonjy zany ôla zany. Rafa magnenjika an'nareo akao amin'io tanana gedabe io zareo, de milefasa aigny \ No newline at end of file +Ny rahala de hanolotra ny rahala amin'ny fahafatesana, ary ny ray de ny zanagny. Ny zanaka de hitsangana hanohitra ny ray aman-dreniny ka hahatonga ny fahafatesan-jareo. Ho halan'ny ôla daôly anareo nohon'ny amin'y agnarako. Fa na iza na iza miharitra hatramin'ny farany, de ho voavonjy zany ôla zany. Rafa magnenjika an'nareo akao amin'io tanana gedabe io zareo, de milefasa aigny amin'ny hafa, fa lazaiko marina aminareo, fa tsy hahatapitra reo ta \ No newline at end of file