From dbb934db8ca782f7e2d9eb6c0428e46c9f0018db Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Tue, 24 Mar 2020 12:26:54 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 25/31.txt | 2 +- 25/34.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/25/31.txt b/25/31.txt index 6bcfe808..b46dbcc2 100644 --- a/25/31.txt +++ b/25/31.txt @@ -1 +1 @@ -\v 31 Ka rafa tonga amin'ny voninahiny ny Zanak'Ôla sy ny anjely daôly miaraka Aminy, de hipetraka akeo amin'ny seza fendrihanan'ny voninahiny Izy. \v 32 Ary ny firenena daôly de hangonina akeo agnatreny, ary hagnavaka ny ôla raika amin-raika hafa Izy, salan'ny mpiambina ondry manavaka ny ondry amin'ny osy. \v 33 Hametraka ny ondry ho akeo an-kavanany izy, fa ny osy akeo an-kaviany. \ No newline at end of file +\v 31 Ka rafa tonga amin'ny voninahiny ny Zanak'Ôla sy ny anjely daôly miaraka Aminy, de hipetraka akeo amin'ny seza fendrihanan'ny voninahiny Izy. \v 32 Ary ny firenena daôly de hangonina akeo agnatreny, ary hagnavaka ny ôla raika amin-raika hafa Izy, salan'ny mpiambina ondry manavaka ny ondry amin'ny osy. \v 33 Hametraka ny ondry ho akeo ankavanany izy, fa ny osy akeo ankaviany. \ No newline at end of file diff --git a/25/34.txt b/25/34.txt index bd1d1444..fcf669c0 100644 --- a/25/34.txt +++ b/25/34.txt @@ -1 +1 @@ -\v 34 Ary ny mpanjaka hiteny am'reo ze akeo an-tagnana ankavanany hoe: 'Ave, anareo ze notahin'ny Raiko, mandovà ny fanjakana ze efa vôhomagna ho an'nareo hatrize nagnorenana an'zao tontolo zao. \v 35 Fa nôna Za de namenareo hanina; nangetaheta Za de namenareo ho sotroina; nivainy Za de nampandrosoinareo; \v 36 niboridagna Za de nampitafinareo; narary Za nokarakarainareo; ary taigny am-ponja Za de nakany Aminà nareo.' \ No newline at end of file +\v 34 Ary ny mpanjaka hiteny amin-reo ze akeo an-tagnana ankavanany hoe: 'Ave, anareo ze notahin'ny Raiko, mandovà ny fanjakana ze efa vôhomagna ho an'nareo hatrize nagnorenana an'zao tontolo zao. \v 35 Fa nôna Za de namenareo hanina; nangetaheta Za de namenareo ho sotroina; nivainy Za de nampandrosoinareo; \v 36 niboridagna Za de nampitafinareo; narary Za nokarakarainareo; ary taigny am-ponja Za de nakany Aminà nareo.' \ No newline at end of file