auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 09:15:20 +08:00 committed by root
parent b85fe594a9
commit db8c953a03
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Ary raha mbôla izy nisaintsaigna mikasika reo ra reo iny, de niseo taminazy tamin'ny nofy ny anjelin'ny Tompo, magnano hoe: "Josefa, zanaa lain'i Davida, aza matatra ny hanam-bady an'i Maria ho vadinao, satria ilay raika ze notorotoronina akao agnatiny de ny Fanahy Masina no nampitôtra anazy.\v 21 Hiteraka zaza lahy izy, ary enao hiantso ny anarany hoe: Jesôsy,fa IZy no hamonjy ny olony hiala amin'ny fahotan- jareo."
\v 20 Ary raha mbôla izy nieritreritra mikasika reo ra reo iny, de niseo taminazy tamin'ny nofy ny anjelin'ny Tompo, magnano hoe: "Josefa, zanaa lain'i Davida, aza matatra ny hanam-bady an'i Maria ho vadinao, satria ilay raika ze notorotoronina akao agnatiny de ny Fanahy Masina no nampitôtra anazy.\v 21 Hiteraka zaza lahy izy, ary enao hiantso ny anarany hoe: Jesôsy,fa IZy no hamonjy ny olony hiala amin'ny fahotan- jareo."