auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 19:19:06 +08:00 committed by root
parent 66dca0f371
commit d95f3f8144
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Ra manota amiinao ny ralanao, mandàna ary taravo anazy ny hadisony, aminao sy izy rerika iany. Ra mandregny an'nao izy, de hifankahazo amin'ny ralànao ndre anao.\v 16 Kanefa ra tsy mandregny an'nao izy, de mangalà raika na rôy hafa miaraka aminao,am'zay mba amin'ny vavan'reo vavolombelogna rôy na telo no ahafahana magnamarina ny teny retraretra.
\v 15 Raha magnota am'nao ny rahalanao, mandàna ary taravo an'azy ny hadisony, aminao sy izy rerika fôgna. Raha miaino an'nao izy, de hifankahazo amin'ny ralànao ndre anao.\v 16 Kanefa ra tsy mandregny an'nao izy, de mangalà raika na rôy hafa miaraka aminao,am'zay mba amin'ny vavan'reo vavolombelogna rôy na telo no ahafahana magnamarina ny teny retraretra.