auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 16:47:21 +08:00 committed by root
parent 7c48c3b02f
commit d7492d975e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Tam'zany fotôna zany fôgna kô de tonga takeo amin'i Jesôsy reo mpianany ary nitare hoe: "Iza no lebe ndrindra any amin'ny fanjakan'ny lagnitra?" \v 2 Jesôsy nagnantso za kely hankeo Aminazy, nametraka anazy takeo amin-jareo,\v 3 ary nitare hoe: "Koraniko marina aminareo, fa ra tsy miova ôtran'ireo zaza kely reo nareo, de tsy hisy hevitra ny hitsofônareo aigny amin'ny fanjakan'ny lagnitra.
\v 1 Tam'zany fotôna zany fôgna kô de tonga takeo amin'i Jesôsy reo mpianany ary nitare hoe: "Iza no geda indrindra aigny amin'ny fanjakan'ny lagnitra?" \v 2 Jesôsy nagnantso zaza kely hankeo amin'Azy, nametraka an'anazy takeo amin-jareo,\v 3 ary nitare hoe: "Koraniko marina aminareo, fa ra tsy miova ôtran'ireo zaza kely reo nareo, de tsy hisy hevitra ny hitsofônareo aigny amin'ny fanjakan'ny lagnitra.