diff --git a/16/19.txt b/16/19.txt index 23bb01c2..c7a792ba 100644 --- a/16/19.txt +++ b/16/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 Hameko anareo ny lakilen'ny fanjakan'ny lagnitra. Na ino na ino fehezinao aketo ambonin'ny tany de ho fehezina akaigny an-dagnitra, ary na ino na ino vahanao aty an-tany de ho vahana akaigny an-dagnitra." \v 20 Avy akeo Jesosy nandidy reo mpianatra fa izy reo de tsy tokony hilaza na amin'izy na iza fa Izy no Kristy. \ No newline at end of file +\v 19 Hameko anao ny lakilen'ny fanjakan'ny lagnitra. Na ino na ino fehezinao aketo ambonin'ny tany de ho fehezina akaigny an-dagnitra, ary na ino na ino vahanao aty an-tany de ho vahana akaigny an-dagnitra." \v 20 Avy akeo Jesosy nandidy reo mpianatra fa izy reo de tsy tokony hilaza na amin'izy na iza fa Izy no Kristy. \ No newline at end of file