auto save
This commit is contained in:
parent
1d36990409
commit
d63edd2676
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 30 Avy akeo de hibôgna eigny amin'ny lagnitra ny famantarana ny Zanak'Ôla, ary ny foko daôly ambonin'ny tany hisôgna. Hahatazagna ny Zanak'Ôla tonga amin'ny rondron'ny lagnitra miaraka amin'ny hery sy voninahitra gedabe zareo. \v 31 Handefa reo anjeliny Izy miaraka amin'ny feon'ny trompetra mafy, ary hanangona ny olom-bôfidiny avy aigny amin'ny vazan-tany efatra zareo, manomboka amin'ny fara-vodilagnitra ka hatraigny amin'ny hafa.
|
||||
\v 30 Avy akeo de hibôgna eigny amin'ny lagnitra ny famantarana ny Zanak'Ôla, ary ny foko daôly ambonin'ny tany hisôgna. Hatazagna ny Zanak'Ôla tonga amin'ny rondron'ny lagnitra miaraka amin'ny hery sy voninahitra gedabe zareo. \v 31 Handefa reo anjeliny Izy miaraka amin'ny feon'ny trompetra mafy, ary hanangona ny olom-bôfidiny avy aigny amin'ny vazan-tany efatra zareo, manomboka amin'ny fara-vodilagnitra ka hatraigny amin'ny hafa.
|
Loading…
Reference in New Issue