auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-24 11:21:50 +08:00 committed by root
parent cf04db74f3
commit d50718bb2d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Tamin-zany fotôgna zany Jesosy nagnomboka nitare reo mpianagny fa tsy maintsy ho agny Jerosalema, hizaka fijalegna betsaka akeo an-tagnany loholona sy ny lohan'ny mpisorogna ary reo mpanora-dalàna, ho vonoina, sy hatsangana ndre amin'ny andro fatelo. \v 22 Avy akoe Petera naka an'Azy ka nitare mafy an'Azy, magnano hoe: "Ho lavitra anao ane izany, ry Tompo; tsy hitranga aminao mintsy ane zany." \v 23 Fa Jesosy nitodika ka nitare tamin'ny Petera hoe: "Mialà agny an-damosiko ry Satana! Enao de fagnafitohinana ho Anà, no enoa tsy miraharaha reo ran'Andriamanitra, fa reo ran'ny ôla."
\v 21 Tamin-zany fotôgna zany Jesosy nagnomboka nitare reo mpianagny fa tsy maintsy ho agny Jerosalema, hizaka fijalegna betsaka akeo an-tagnany loholona sy ny lohan'ny mpisorogna ary reo mpanora-dalàna, ho vonoina, sy hatsangana ndre amin'ny andro fatelo. \v 22 Avy akeo Petera naka an'Azy ka nitare mafy an'Azy, magnano hoe: "Ho lavitra anao ane zany, ry Tompo; tsy hitranga aminao mintsy ane zany." \v 23 Fa Jesosy nitodika ka nitare tamin'ny Petera hoe: "Mialà agny an-damosiko ry Satana! Enao de fagnafitohinana ho Anà, no enoa tsy miraharaha reo ran'Andriamanitra, fa reo ran'ny ôla."