From d39b3a59da51ad7bff204a9933557b03211e777b Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Tue, 2 Jun 2020 20:20:22 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 03/10.txt | 2 +- 13/10.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 13/10.txt diff --git a/03/10.txt b/03/10.txt index e8930a90..3440a3cf 100644 --- a/03/10.txt +++ b/03/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 De avy reo mpianatra ary niteny an'i Jesosy hoe: "Nagnino Anao no mikoragna am'reo vahôka amin'ny alalan'ny fagnoharana?" \v 11 Namaly Jesosy ary niteny an-jareo hoe: "Anareo no namena tombony hafantatra reo zava-miafin'ny fanjakan'ny lagnitra, fa ho an-jareo de tsy namena an'zany.\v 12 Satria n'iza n'iza managna, de ho betsaka kokoa aza no amena an'azy. Fa n'iza n'iza kosa tsy managna, na ze anagnany aza alàna amin'azy. \ No newline at end of file +\v 10 Ary efa napetraka akeo ambody kakazo ny famaky. Ka reo kakazo daôly ze tsy mamoa voa tsara de ho tapàna ary atsipy aigny anaty afo. \v 11 Magnano batisa an'nareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana za. Fa mahery noho za Izy ze tonga avy afarako, ary za de tsy mendrika na de hitondra ny kapany aza. Hagnano Batisa an'nareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo Izy. \v 12 Efa aigny an-tagnany ny fikororohany mbô hagnadiovana ny famolôany ary hagnangonana ny variny ho aigny am-bolo-vary. Fa Izy de handoro reo ofoka amin'ny afo ze tsy mety maty." \ No newline at end of file diff --git a/13/10.txt b/13/10.txt new file mode 100644 index 00000000..e8930a90 --- /dev/null +++ b/13/10.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 10 De avy reo mpianatra ary niteny an'i Jesosy hoe: "Nagnino Anao no mikoragna am'reo vahôka amin'ny alalan'ny fagnoharana?" \v 11 Namaly Jesosy ary niteny an-jareo hoe: "Anareo no namena tombony hafantatra reo zava-miafin'ny fanjakan'ny lagnitra, fa ho an-jareo de tsy namena an'zany.\v 12 Satria n'iza n'iza managna, de ho betsaka kokoa aza no amena an'azy. Fa n'iza n'iza kosa tsy managna, na ze anagnany aza alàna amin'azy. \ No newline at end of file