auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-18 20:20:04 +08:00 committed by root
parent 8056ccf40b
commit d312a8750f
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy hatraigny de nasainy nankao amin'ny sambokely ary nandeha hialô an'Azy ho aigny am-pita reo mpiagnany, ra mbôla nandefa reo vahôka Izy. Tafaran'ny nandefasany reo vahôka, de nande niakatra taigny an-tanety rerika Izy hande hivavaka
Avy hatraigny de nasainy nankao amin'ny sambokely ary nandeha hialô an'Azy ho aigny am-pita reo mpiagnany, ra mbôla nandefa reo vahôka Izy. Tafaran'ny nandefasany reo vahôka, de nande niakatra taigny an-tanety rerika Izy hande hivavaka. Rafa tonga ny hariva de Izy rerika no takeo. Ary ny sambo de efa lasana lavitra ny tanety, natopatopan'ny onja satria nitsoka nanohitra an'azy ny rivotra.

1
14/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tamin'ny fiambesana faefatry ny alina de nagnantona an-jareo Jesosy, nandeha t