auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-05 10:34:48 +03:00 committed by root
parent 1966bdbce3
commit d2ada36eb6
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 40 \v 41 \v 42 Avy akeo hisy leila rôy aigny an-tsaha - raika ho raisina, ary ny raika ho avela. Vevavy rôy no hitoto vary - ny raika ho raisina, ary ny raika ho raisina, ary ny raika avela. Noho zany de membena, fa tsy fantatrareo ze andro hevin'ny Tomponareo.
\v 40 Avy akeo hisy leila rôy aigny an-tsaha - raika ho raisina, ary ny raika ho avela. \v 41 Vevavy rôy no hitoto vary - ny raika ho raisina, ary ny raika ho raisina, ary ny raika avela. \v 42 Noho zany de membena, fa tsy fantatrareo ze andro hevin'ny Tomponareo.

View File

@ -1 +1 @@
Ka iza ma le mpanompo matoky sy hendry ze notendren'ny tompony hanapaka ny fianakaveny mbô hagnomezana an-jareo ny sakafon-jareo amin'ny fotôna mety? Sambatra zany mpanompo zany ze hitan'ny Tompony fa magnano an'zany rafa tonga izy. Taraviko marina aminareo fa ny tompony no hanapaka an'azy ho agnambon'ny ra daôly ze anagnany.
\v 45 \v 46 \v 47 Ka iza ma le mpanompo matoky sy hendry ze notendren'ny tompony hanapaka ny fianakaveny mbô hagnomezana an-jareo ny sakafon-jareo amin'ny fotôna mety? Sambatra zany mpanompo zany ze hitan'ny Tompony fa magnano an'zany rafa tonga izy. Taraviko marina aminareo fa ny tompony no hanapaka an'azy ho agnambon'ny ra daôly ze anagnany.