diff --git a/14/19.txt b/14/19.txt index a7917cda..ff6758cc 100644 --- a/14/19.txt +++ b/14/19.txt @@ -1 +1 @@ -Avy akeo Jesosy de nibaiko an'reo vahôka mbô hipetraka akeo amin'ny bozaka. Nalainy reo mofo dimy sy hazan-dragno rôy. Niandrandra takeigny an-dagnitra, de nisaotra Izy ary nanapaka reo mofo ka nameny reo mpianatra, ary reo mpianatra nagnome zany an'reo vahôka. Nihinana daôly zareo ka voky. Avy akeo de nangonin-jareo ny sisan'ny potin-kanina ka nafeno rombefolo harona. \ No newline at end of file +Avy akeo Jesosy de nibaiko an'reo vahôka mbô hipetraka akeo amin'ny bozaka. Nalainy reo mofo dimy sy hazan-dragno rôy. Niandrandra takeigny an-dagnitra, de nisaotra Izy ary nanapaka reo mofo ka nameny reo mpianatra, ary reo mpianatra nagnome zany an'reo vahôka. Nihinana daôly zareo ka voky. Avy akeo de nangonin-jareo ny sisan'ny potin-kanina ka nafeno rombefolo harona. Teo amin'ny dimy arivo lahy teo reo nihinana akô \ No newline at end of file