diff --git a/26/62.txt b/26/62.txt index 88eb78a2..14163010 100644 --- a/26/62.txt +++ b/26/62.txt @@ -1 +1 @@ -\v 62 Nitsangana le mpisoronabe ka nagnano taminy hoe: "Tsy mana-kavaly ma Enao? Ino zany hempangan'izy reo Anao zany?" \v 63 Fa nangina Jesosy. Ozy ny mpisoronaba taminy hoe: "Mandidy Anao amin'ny alalan'Andriamanitra velona za, lazao aminay raha Enao no Kristy, Zanak'Andriamanitra."\v 64 Jesosy namaly an'azy hoe: "Vôlazanao, fa lazaiko aminao manomboka zao de ho hitanareo ny Zanak'Ôla hentotra akeo an-tagnana ankavanan'ny Hery, ary ho tonga akeo amin'ny rahon'ny lagnitra." \ No newline at end of file +\v 62 Nitsangana le mpisoronabe ka nagnano taminy hoe: "Tsy mana-kavaly ma Enao? Ino zany hempangan'izy reo Anao zany?" \v 63 Fa nangina Jesosy. Ozy ny mpisoronabe taminy hoe: "Mandidy Anao amin'ny alalan'Andriamanitra velona za, lazao aminay raha Enao no Kristy, Zanak'Andriamanitra." \v 64 Jesosy namaly an'azy hoe: "Vôlazanao, fa lazaiko aminao manomboka zao de ho hitanareo ny Zanak'Ôla hipetrka akeo an-tagnana ankavanan'ny Hery, ary ho tonga akeo amin'ny rahon'ny lagnitra." \ No newline at end of file