auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-02 11:20:45 +03:00 committed by root
parent f4c8afa249
commit d00d1e4692
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 \v 21 \v 22 Noho zany, ze mianiana amin'ny alitara de mianiana am'zany sy amin'ny ra daôly akeo amboniny. Ny raika ze mianiana amin'ny tempoly, de mianiana am'zany sy am'ze mipetraka akao amin'azy, ary ny raika ze mianiana amin'ny lagnitra, de mianiana amin'ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy amin'ny ze mipetraka akeo ambonin'zany.
\v 20 Noho zany, ze mianiana amin'ny alitara de mianiana am'zany sy amin'ny ra daôly akeo amboniny.\v 21 Ny raika ze mianiana amin'ny tempoly, de mianiana am'zany sy am'ze mipetraka akao amin'azy, \v 22 ary ny raika ze mianiana amin'ny lagnitra, de mianiana amin'ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy amin'ny ze mipetraka akeo ambonin'zany.