auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-07 09:32:40 +08:00 committed by root
parent 1006af6457
commit ce4b158c42
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 36 \v 37 \v 38 \v 39 Nandray ny mofo fito mbamin'ny hazandrano Izy, ary rafa nisôtra, de namaky ny mofo ka nanolotra reo ho an'ny mpianatra. Reo mpianatra nagnome ho an'ny vahôka. Nignana ka afa-po ny vahôka rahetra. Avy akeo zareo nagnangona karapaka fito feno sombintsombiny ze tsy lany. Reo ze nihinana de efatrarivo là, tsy z
\v 36 \v 37 \v 38 \v 39 Nandray ny mofo fito mbamin'ny hazandrano Izy, ary rafa nisôtra, de namaky ny mofo ka nanolotra reo ho an'ny mpianatra. Reo mpianatra nagnome ho an'ny vahôka. Nignana ka afa-po ny vahôka rahetra. Avy akeo zareo nagnangona karapaka fito feno sombintsombiny ze tsy lany. Reo ze nihinana de efatrarivo là, tsy akao agnatiny ny zaza amim-bevavy. Avy akeo Jesosy nampody ny vahôka ka nondrana an-tsambokely ary de nankaigny amin'ny faritr'i Magadana.