auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 18:03:37 +03:00 committed by root
parent d68e30028e
commit cbcdf2e7cb
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zany no nitranga mbô hatanteraka ze nambaran'Isaia mpaminagny hoe: "Ny tanin'i Zebolona sy ny tanin'i Naftaly, mankaigny amin'ny ragnomasina, aigny an-dafin'i Jordana, Galilia an'reo Jentlisa! Reo ôla nipetraka tamin'ny maizigna de nahita fazavana lehibe
Zany no nitranga mbô hatanteraka ze nambaran'Isaia mpaminagny hoe: "Ny tanin'i Zebolona sy ny tanin'i Naftaly, mankaigny amin'ny ragnomasina, aigny an-dafin'i Jordana, Galilia an'reo Jentlisa! Reo ôla nipetraka tamin'ny maizigna de nahita fazavana lehibe, ary reo ze nipetraka tamin'ny faritra sy ny aloky ny fafatesana, de takeo amin-jareo no niposahan'ny fazavana."

1
04/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary tam'zany fotôna zany Jesosy de nanomboka nitory tey sy nilaza hoe: "Mibebà, f'efa ankeky ny fanjakan'ny lagnitra.