auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-02 19:49:35 +03:00 committed by root
parent 4ac09f9541
commit cac5ef93b7
3 changed files with 3 additions and 0 deletions

1
10/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Noho zany ze daôly manaiky Anà akeo agnatrehan'ny ôla, de ho ekeko iany kô akeo agnatrehan'ny Raiko ze aignyan-dagnitra. \v 33 Fa ze mandà Anà akeo agnatrehan'ny ôla kosa, de ho laviko iany kô akeo agnatrehan'ny Raiko ze aigny an-dagnitra.

1
10/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 34 Aza mieritreritra fa Za de tonga hitondra fiadanana aketo an-tagny. Tsy tonga mba hitondra fiadanana Za, fa sabatra.\v 35 Fa tonga Za hanasaraka ny zanaka la amin'ny rainy, sy ny zanaka vavy amin'ny reniny, ary ny vinantovavy amin'ny rafozam-baviny.\v 36 Ireo ze akao an-tokantragnony fôna no ho lasana favalon'ny ôla.

1
10/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 Ze te kokoa ny ray na ny reny mihôtra Anà de tsy mendrika Anà; ary ze te kokoa ny zanaka là na zanaka vavy mihôtra Anà de tsy mendrika Anà. \v 38 Ze tsy mandray ny hazofijaliany ka magnaraka Anà de tsy mendrika Anà. \v 39 Ze mamonjy ny aignany de havery zany. Fa ze mahavery ny aignany noho ny amina de hahita zany.