auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-05 10:15:00 +08:00 committed by root
parent 8b68a0ba00
commit ca0d9aa6a0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary reo leiben'ny mpisorogna sy reo Synedriona daôly de nitsikaraka fempangana tsy marina mba handotogna an'i Jesosy, mba mety afahan'jareo momono an'Azy. Tsy naita na ino na ino zareo, na de nisy mpijoro vavolombelona betsaka tsy marina tonga aza takeo. Ary kel Ary reo leiben'ny mpisorogna sy reo Synedriona daôly de nitsikaraka fempangana tsy marina mba handotogna an'i Jesosy, mba mety afahan'jareo momono an'Azy. Tsy naita na ino na ino zareo, na de nisy mpijoro vavolombelona betsaka tsy marina tonga aza takeo. Ary kelikely avy akeo de nisy roey tonga nagnantona takeo ary nitare hoe: "Io leila io de nitare hoe: "Afaka mandrava ny Tempolin'Andriamanitra Za ary magnangana izany ndre