auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-21 07:49:09 +03:00 committed by root
parent 113ab91160
commit c88b1009f4
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo Jesosy de nilaza fagnoharana raika hafa tamin-jareo. Ozy hoe: "Ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny vôtsinampy ze nalain'ny leila raika ary nafafiny takeo amin'ny tanimboliny. Io voa io no voa tegna kitika ndrindra amin'ny voa daôly. Fa rafa maniry zany, de geda noho reo zava-maniry akao amin'ny tanimboly. Lasa hazo zany, mbô iaven'reo vorogna amin'ny habakabaka ary hagnano ny akanin-jareo akeo amin'ny rantsagny."
\v 31 \v 32 Avy akeo Jesosy de nilaza fagnoharana raika hafa tamin-jareo. Ozy hoe: "Ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny vôtsinampy ze nalain'ny leila raika ary nafafiny takeo amin'ny tanimboliny. Io voa io no voa tegna kitika ndrindra amin'ny voa daôly. Fa rafa maniry zany, de geda noho reo zava-maniry akao amin'ny tanimboly. Lasa hazo zany, mbô iaven'reo vorogna amin'ny habakabaka ary hagnano ny akanin-jareo akeo amin'ny rantsagny."

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo Jesosy nilaza fagnoharana raika hafa. "Ny fanjakan'ny lagnitra de ôtran'ny lalivay ze nalain'ny vevavy raika ary nafangarony tamina lafarinina intelo famarana mandra-pibontdihny
Avy akeo Jesosy nilaza fagnoharana raika hafa. "Ny fanjakan'ny lagnitra de ôtran'ny lalivay ze nalain'ny vevavy raika ary nafangarony tamina lafarinina intelo famarana mandra-pibontdihny koba manontolo."

1
13/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fagnoharana