auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 06:40:06 +08:00 committed by root
parent d1e23e3618
commit c86e028b91
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 Iza tamin-jareo zanany lahy rôy reo no nagnano ny sitrapon'ny rainy?" Ary ozy zareo hoe: "Le vôloany." Jesôsy nitare anazy reo: "Lazaiko marina aminareo, reo mpamory hetra sy reo mpivaro-tegna de hiditra ny Fanjakan'Andriamanitra aloanareo. \v 32 Fa Jaona nagnatona tamin'ny fahamarinana, fa tsy nino anazy nareo. Fa reo mpamory hetra sy mpivaro-tegna nino anazy. Fa nareo, na de natazana an'zany aza, de tsy nibebaka sy tsy nino.
\v 31 Iza tamin'ireo zanagny rôy reo no nagnano ny sitrapon'ny rainy?" Ary ozy zareo hoe: "Le vôloany." Jesôsy nitare anazy reo: "Lazaiko marina aminareo, reo mpamory hetra sy reo mpivaro-tegna de hiditra ny Fanjakan'Andriamanitra aloanareo. \v 32 Fa Jaona nagnatona tamin'ny fahamarinana, fa tsy nino anazy nareo. Fa reo mpamory hetra sy mpivaro-tegna nino anazy. Fa nareo, na de natazana an'zany aza, de tsy nibebaka sy tsy nino.