auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 17:12:36 +03:00 committed by root
parent 618276dfbb
commit c6b7d857b1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'ny fembenana faefatry ny alina de nagnatona an-jareo Jesosy, nande taigny ambony ranomasina. Rafa natazagna an'Azy nande tambon
Tamin'ny fembenana faefatry ny alina de nagnatona an-jareo Jesosy, nande taigny ambony ranomasina. Rafa natazagna an'Azy nande tambony ragnomasina reo mpianatra, de raiki-tatra ka niteny hoe: "Matotoa io," ary de nikikika natatra zareo. Fa Jesosy nitare tamin-jareo avy hatraigny hoe: "Mahereza! Za ty! Aza matatra."