auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 13:57:48 +08:00 committed by root
parent c227799136
commit c49e5924be
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Niditra tao an-tsambokely Jesosy, nitsaka, ary tonga tao amin'ny tanànany. \v 2 Indro, nisy leilà mararin' ny paralisisa nandry teo am-pandrena nindesin-jareo teo amin'Azy. Rafa natazana ny finon-jareo, de ozy Jesosy tamin'le leilà mararin'ny paralisisa hoe: "Anaka, ôka anao hifaly. Efa vôvela ny helokao."
\v 1 Niditra tao an-tsambokely Jesosy, nitsaka, ary tonga tao amin'ny tanànany. \v 2 Indro, nisy leilà mararin' ny paralisisa nandry teo am-pandrena nindesin-jareo teo amin'Azy. Rafa natazagna ny finon-jareo, de ozy Jesosy tamin'le leilà mararin'ny paralisisa hoe: "Anaka, ôka anao hifaly. Efa vôvela ny helokao."