auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-01 06:56:31 +08:00 committed by root
parent c90656a27a
commit c2936723b7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Iza tamin-jareo zanany lahy rôy reo no nagnano ny sitrapon'ny rainy?" Ary ozy zareo hoe: "Le vôloany." Jesôsy nitare anazy reo: "Lazaiko marina aminareo, reo mpamory hetra sy reo mpivaro-tegna de hiditra ny Fanjakan'Andriamanitra aloanareo. Fa Jaona nagnatona tamin'ny fahamarinana, fa tsy nino anazy nareo. Fa reo mpamory hetra sy mpivaro-tegna nino anazy. Fa nareo, na de na
Iza tamin-jareo zanany lahy rôy reo no nagnano ny sitrapon'ny rainy?" Ary ozy zareo hoe: "Le vôloany." Jesôsy nitare anazy reo: "Lazaiko marina aminareo, reo mpamory hetra sy reo mpivaro-tegna de hiditra ny Fanjakan'Andriamanitra aloanareo. Fa Jaona nagnatona tamin'ny fahamarinana, fa tsy nino anazy nareo. Fa reo mpamory hetra sy mpivaro-tegna nino anazy. Fa nareo, na de natazana an'zany aza, de tsy nibebaka sy tsy