auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-14 07:51:09 +08:00 committed by root
parent ef42c2598b
commit c0685bc7b0
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'zay andro zay iany ny Sadoseo sasagny, reo ze nilaza fa tsisy fitsanganana amin'ny maty, nagnatona an'Azy. Nagnotany an'Azy izy reo, nagnano hoe: Ry mpampianatra, Mosesy nitare hoe: 'Raha maty ny ôla, tsy manan-janaka, de tokony hanambady ny vadiny ny ralany ary hanan-janaka ho an'ny ralany.
Tamin'zay andro zay iany ny Sadoseo sasagny, reo ze nilaza fa tsisy fitsanganana amin'ny maty, nagnatona an'Azy. Nagnotany an'Azy izy reo, nagnano hoe: "Ry mpampianatra, Mosesy nitare hoe: 'Raha maty ny ôla, tsy manan-janaka, de tokony hanambady ny vadiny ny ralany ary hanan-janaka ho an'ny ralany.

View File

@ -1 +1 @@
Nisy mpiralà fito. Nanambady ny vôlôny ary maty avy akeo. Lasa tsy namela zanaka, navelany ho an'ny ralàny ny vadiny. Avy akeo nagnano ra mitovy amin'zay ny farôy, avy akeo ny fatelo, ôtran'zany fôgna hatrany amin'le ralàny fafito. Tafaran'izy daôly reo, de maty le vevavy. Ary amin'ny fitsanganan'ny maty, ho vadin'ze amin'
Nisy mpiralà fito. Nanambady ny vôlôny ary maty avy akeo. Lasa tsy namela zanaka, navelany ho an'ny ralàny ny vadiny. Avy akeo nagnano ra mitovy amin'zay ny farôy, avy akeo ny fatelo, ôtran'zany fôgna hatrany amin'le ralàny fafito. Tafaran'izy daôly reo, de maty le vevavy. Ary amin'ny fitsanganan'ny maty, ho vadin'ze amin'reo mpiralà fito izy? Fa efa nanambady an'azy izy daôly reo."

1
22/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa namaly Jesosy ary nitare an'azy reo h