auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 13:52:57 +08:00 committed by root
parent 551989d9b8
commit bf7018ab44
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Jesosy namaly ary nitare an'azy reo hoe: "Mandeana ary taravo amin'i Jaona ze tazagnareo sy reigninareo."\v 5 Mahiratra reo jamba, mande reo ôla malemy, madio reo boka, mareigny ndre reo ôla maregnina, atsanga-ko velona reo ôla maty, ary agnambarao reo vaovao mafaly ny mahantra.\v 6 Sambatra ze tsy tafintohina no ny Amina."
\v 4 Jesosy namaly ary nitare an'azy reo hoe: "Mandeana ary taravo amin'i Jaona ze tazagnareo sy reigninareo."\v 5 Mahiratra reo jamba, mande reo ôla malemy, madio reo boka, mareigny ndre reo ôla maregnina, atsanga-ko velona reo ôla maty, ary agnambarao reo vaovao mafaly ny mahantra.\v 6 Sambatra ze tsy tafintohina noho ny Amina."

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Ra nande taigny amin'ny làlana reo leila reo, de nanômboka nikoragna ny momba an'i Jaona tam'reo vaôka Jesôsy hoe: "Hijery ino no nivoahanareo aigny an'efitra - volotara tsofin'ny rivotra? Nefa hijery ino no nivoanareo - leila magnano \v 8 fitafy lafo vidy? Indro, reo ze magnano fitafy lafo vidy de mipetraka akao an-tranon'reo mpanjaka.
\v 7 Ra nande taigny amin'ny làlana reo leila reo, de nanômboka nikoragna ny momba an'i Jaona tam'reo vaôka Jesôsy hoe: "Hijery ino no nivoahanareo aigny an'efitra - volotara tsofin'ny rivotra? \v 8 Nefa hijery ino no nivoanareo - leila magnano fitafy lafo vidy? Indro, reo ze magnano fitafy lafo vidy de mipetraka akao an-tranon'reo mpanjaka.