auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 05:50:53 +08:00 committed by root
parent f99bc2cadc
commit bf54bcd458
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Fa nony natazagna ny ra-mahagaga nataony ny leiben'ny mpisorogna sy ny mpanora-dalàna, ary rafa reignin-jareo ny zaza madinika nikoroventsy tao an-tempoly hoe: "Hosana ho an'ny zanak'i Davida," de sosy mafy zareo; \v 16 Ozy zareo tamin'azy hoe: "Reigninareo va zany lazain'reo ôla reo zany?" Namaly an'azy reo Jesosy hoe: "Iôny! Fa tsy mbôla novakinareo miitsy ma ny hoe: 'Avy amin'ny vavan'ny zaza madinika sy ny zaza minono no nandavorarianareo ny fiderana?" \v 17 Avy teo de nandao an'azy reo Jesosy ka nande taigny amin'ny tanànan'ny Betania ary nipetraka tao ny alina.
\v 15 Fa nony natazagna ny ra-mahagaga nataony ny leiben'ny mpisorogna sy ny mpanora-dalàna, ary rafa reignin-jareo ny zaza madinika nidomaresy tao an-tempoly hoe: "Hosana ho an'ny zanak'i Davida," de sosy mafy zareo; \v 16 Ozy zareo tamin'azy hoe: "Reigninareo va zany lazain'reo ôla reo zany?" Namaly an'azy reo Jesosy hoe: "Iôny! Fa tsy mbôla novakinareo miitsy ma ny hoe: 'Avy amin'ny vavan'ny zaza madinika sy ny zaza minono no nandavorarianareo ny fiderana?" \v 17 Avy teo de nandao an'azy reo Jesosy ka nande taigny amin'ny tanànan'ny Betania ary nipetraka tao ny alina.

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Ary nony ampôlakeka raha niverigna taigny an-tanàna Izy, de nôna. \v 19 Natazana aviavy taigny an-tsisin-dalana, de nagnatona teny Izy ary tsy natazana na ino na ino takeo afa-tsy ny raviny. Ozy Izy taminazy hoe:" Öka tsy hisy vô tsony avy aminao mandrakizay, ary niaraka tam'zay de maina le aviavy.
\v 18 Ary nony ampôlakeka raha niverigna taigny an-tanàna Izy, de nôna. \v 19 Natazana aviavy taigny an-tsisin-dalana, de nagnatogna teny Izy ary tsy natazana na ino na ino takeo afa-tsy ny raviny. Ozy Izy taminazy hoe:" Öka tsy hisy vô tsony avy aminao mandrakizay, ary niaraka tam'zay de maina le aviavy.