auto save
This commit is contained in:
parent
2338c0e434
commit
bbe8bcafe3
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Avy akeo Jesosy nitare tamin're mpianany hoe: "Raha misy te-hanaraka an'Anà, de tsy maintsy mandà ny tegnany izy, hitondra ny hazofijaliany, ary manaraka an'Anà. Fa na iza na iza te-m
|
||||
Avy akeo Jesosy nitare tamin're mpianany hoe: "Raha misy te-hanaraka an'Anà, de tsy maintsy mandà ny tegnany izy, hitondra ny hazofijaliany, ary manaraka an'Anà. Fa na iza na iza te-hamonjy ny aigny de hahavery an'azy, ary na iza na iza no hahavery ny aigny nony aminà, de hahazo izany. Fa in ma no soa ho azon'ny ôla raha mahazo izao tontolo zao kanefa very ny aigny? Ino no omen'ny ôla ho takalon'ny aigny?
|
Loading…
Reference in New Issue