diff --git a/18/04.txt b/18/04.txt index 764b45b3..8b4b0655 100644 --- a/18/04.txt +++ b/18/04.txt @@ -1 +1 @@ -No zany, n'iza n'iza manetry tena ôtran'ty zaza kely ty de leibe ndrindra izy aigny amin'ny fanjakan'ny lagnitra. N'iza n'iza mandray ny zaza kely ôtran'zao de amin'ny anarako de mandray Ana. Fa n'iza n'iza matônga ny raika min'reto zaza kely reto ze m \ No newline at end of file +\v 4 No zany, n'iza n'iza manetry tena ôtran'ty zaza kely ty de leibe ndrindra izy aigny amin'ny fanjakan'ny lagnitra.\v 5 N'iza n'iza mandray ny zaza kely ôtran'zao de amin'ny anarako de mandray Ana.\v 6 Fa n'iza n'iza matônga ny raika min'reto zaza kely reto ze mino Ana hanôta, de tsara koko ho anazy ny hiantonan''ny laona fitotom-bary akeo amin'ny tendany, ka hajibika aigny amin'ny ranomasina laligna izay. \ No newline at end of file