auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 17:12:36 +03:00 committed by root
parent 7f5ec4559e
commit ba9997dc4d
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo Jesosy notaritin'ny Fagnahy ho aigny agn'efitra mbô halain'ny devoly fagnahy. Rafa avy nifady hanina efapolo andro sy efapolo alina izy, de nôna. Nagnatona ny mpaka fagnahy ka nitare tamin'Azy hoe: "Raha Zanak'Andriamanitra Anao, de tineno ho tonga mofo reto vato reto." Fa Jesosy namaly ka nagnano tamin'azy hoe: "Vôsoratra hoe: 'Tsy ny mofo fôgna ny hiviloman'ny ôla fa ze ten
Avy akeo Jesosy notaritin'ny Fagnahy ho aigny agn'efitra mbô halain'ny devoly fagnahy. Rafa avy nifady hanina efapolo andro sy efapolo alina izy, de nôna. Nagnatona ny mpaka fagnahy ka nitare tamin'Azy hoe: "Raha Zanak'Andriamanitra Anao, de tineno ho tonga mofo reto vato reto." Fa Jesosy namaly ka nagnano tamin'azy hoe: "Vôsoratra hoe: 'Tsy ny mofo fôgna ny hiviloman'ny ôla fa ze teny daôly alôky ny vavan'Andriamanitra.'"

1
04/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avy akeo ny devoly nitondra an'azy taigny amin'ny tanàna masina ka nametraka an'azy takeo amin'ny faratampon'ny tempoly, ary nitare tamin'Azy hoe: "Raha Zanak'Andriamanitra Anao, de milavô aigny ambany aigny, fa vôsoratra hoe: 'Izy handidy reo anjeliny hiahy an'nao' sy 'Hanandratra An'nao akeo amin'ny tagnan-jareo, ka tsy ho tafotôna amin'ny vato ny tongotrao.'"