diff --git a/11/11.txt b/11/11.txt index 88b8ed74..698dafa9 100644 --- a/11/11.txt +++ b/11/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 Lazaiko marina aminareo, fa am'reo ze natera-beivavy de tsisy mihôtra noho i Jaona mpagnano Batisa. Nefa ny ôla tsy magnan-danja lôtra akeo amin'ny fanjakan'ny lagnitra de gedabe noho izy. \v 12 Nanomboka tamin'ny andron'i Jaona mpagnano Batisa ka hatrami'zao, de miaritra amin'ny herisetra ny fanjakan'ny lagnitra, ary reo ôla mahery setra de mialaka anazy an-keriny. \ No newline at end of file +\v 11 Lazaiko marina aminareo, fa am'reo ze natera-beivavy de tsisy mihôtra noho i Jaona mpagnano Batisa. Nefa ny ôla tsy magnan-danja lôtra akeo amin'ny fanjakan'ny lagnitra de gedabe noho izy. \v 12 Nanomboka tamin'ny andron'i Jaona mpagnano Batisa ka hatrami'zao, de miaritra amin'ny herisetra ny fanjakan'ny lagnitra, ary reo ôla mahery setra de mialaka an'azy an-keriny. \ No newline at end of file