auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-02 15:20:35 +03:00 committed by root
parent 6096a80d43
commit ba1d5b8826
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 36 \v 37 \v 38 \v 39 Avy akeo Jesosy niala an'reo vahôka ary niditra tan-dragno. Nankeo amin'Azy reo mpianany ary nitare hoe: "Azavao aminay ny fagnoarana mikasika an'le voan'ahidratsy tao an-tanimboly." Namaly Jesosy ary nitare hoe: "Le mpamafy voa tsara de ny Zanak'Ôla. Ny tanimboly de zao tontolo zao; ary ny voa tsara, re no zanaky ny fanjakana. Ny voan'ahidratsy de reo zanaky ny ratsy, ary ny favalo ze mamafy an'azy de ny devoly. Ny fijinjana de ny fiafaran'zao tontolo zao, ary ny mpijinja de reo anjely.
\v 36 Avy akeo Jesosy niala an'reo vahôka ary niditra tan-dragno. Nankeo amin'Azy reo mpianany ary nitare hoe: "Azavao aminay ny fagnoarana mikasika an'le voan'ahidratsy tao an-tanimboly."\v 37 Namaly Jesosy ary nitare hoe: "Le mpamafy voa tsara de ny Zanak'Ôla. \v 38 Ny tanimboly de zao tontolo zao; ary ny voa tsara, re no zanaky ny fanjakana. Ny voan'ahidratsy de reo zanaky ny ratsy, \v 39 ary ny favalo ze mamafy an'azy de ny devoly. Ny fijinjana de ny fiafaran'zao tontolo zao, ary ny mpijinja de reo anjely.