auto save
This commit is contained in:
parent
7b18bb29ac
commit
b7ac0888be
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 24 Rafa tonga teigny Kaperinaomy zareo, de nankeo amin'i Petera reo leila ze nagnangona ny hetra atsasaky ny sekely ary niteny hoe: " Tsy mandoa ny hetra atsasaky ny sekely ma ny mpampianatrareo" \v 25 Hoy izy hoe: "Eny" Fa rafa niditra akao an-trano Petera, de Jesosy aloha no niresaka taminy ka nagnano hoe: "Ino no eritreritrao, ry Simona Ireo mpanjaka aketo an-tany, avy amin'zao no andraisan'jareo hetra na hetran'olo Avy amin'reo vaokany ma sa avy amin'reo vahiny"
|
||||
\v 24 Rafa tonga teigny Kaperinaomy zareo, de nankeo amin'i Petera reo leila ze nagnangona ny hetra atsasaky ny sekely ary niteny hoe: " Tsy mandoa ny hetra atsasaky ny sekely ma ny mpampianatrareo?" \v 25 Hoy izy hoe: "Eny." Fa rafa niditra akao an-trano Petera, de Jesosy aloha no niresaka taminy ka nagnano hoe: "Ino no eritreritrao, ry Simona? Ireo mpanjaka aketo an-tany, avy amin'zao no andraisan'jareo hetra na hetran'olo Avy amin'reo vaokany ma sa avy amin'reo vahiny"
|
Loading…
Reference in New Issue