auto save
This commit is contained in:
parent
70bbaad3f8
commit
b747322c19
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nony afaka kelikely de nagnatogna reo ze nitsangana takeo ary nitare tamin'i Petera hoe: Enao iany kô de tegna raika amin'izy iregny, fa ny fomba firesakao de mempanga anao." Avy akeo izy nanomboka nanozogna sy ni
|
||||
Nony afaka kelikely de nagnatogna reo ze nitsangana takeo ary nitare tamin'i Petera hoe: Enao iany kô de tegna raika amin'izy iregny, fa ny fomba firesakao de mempanga anao." Avy akeo izy nanomboka nanozogna sy niniana ka nagnano hoe: "Tsy fantatro zany leila zany." Ary takeo de nagneno ny akoho. Tadidin'i Petera ny teny nambaran'i Jesosy hoe: "Mbola tsy magneno ny akoho de handà an'Anà intelo enao." Avy akeo izy
|
Loading…
Reference in New Issue