auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-24 12:26:54 +08:00 committed by root
parent ec3e2b0e98
commit b476745211
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 37 Ary reo marina de hamaly sy hiteny hoe: 'Tompo, ovena zahay no nahita an'Nao nôna ka namahana an'Nao? Nangetaeta ka nampisotrainay? \v 38 Ovena Enao no hitanay nivainy ka nampandrosoinay? Na niboridagna ka nampitafianay? \v 39 Ovena zahay no nahita Anao narary na taigy am-ponja ka nakaigny aminao? \v 40 Ary ny Mpanjaka namaly ka niteny an'azy reo hoe: 'Lazaiko marina aminareo, ze nataonareo tamin'reny rahalako kely indrindra ireny, de natanonareo tamiko.'
\v 37 Ary reo marina de hamaly sy hiteny hoe: 'Tompo, ovena zahay no nahita Anao nôgna ka namahana Anao? Nangetaeta ka nampisotroinay? \v 38 Ovena Enao no hitanay nivainy ka nampandrosoinay? Na niboridagna ka nampitafianay? \v 39 Ovena zahay no nahita Anao narary na taigy am-ponja ka nakaigny aminao? \v 40 Ary ny Mpanjaka namaly ka niteny an'azy reo hoe: 'Lazaiko marina aminareo, ze nataonareo tamin-reny rahalako kely indrindra ireny, de natanonareo tamiko.'