auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-01 04:12:15 +08:00 committed by root
parent cb8834ba36
commit b2baa4623a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary ra mbôla izy nisaintsaigna mikasika reo ra reo iny, de niseo taminazy tamin'ny nofy ny anjelin'ny Tompo, magnano hoe: "Josefa, zanaa lain'i Davida, aza matatra ny hanam-bady an'i Maria ho vadinao, satria ilay raika
Ary ra mbôla izy nisaintsaigna mikasika reo ra reo iny, de niseo taminazy tamin'ny nofy ny anjelin'ny Tompo, magnano hoe: "Josefa, zanaa lain'i Davida, aza matatra ny hanam-bady an'i Maria ho vadinao, satria ilay raika ze notorotoronina akao agnatiny de ny Fanahy Masina no nampitôtra anazy. Hiteraka zaza lahy izy, ary enao hiantso ny anarany ho